Publicité

Liens

Images Aléatoires

  • lakers9.jpg
  • cuthbert-3.jpg

Recommander

Rechercher

Video Gamez


Mardi 7 juin 2005
- Par Razoky

        Tom Clancy's
            
Ghost Recon 3 ... on xbox 360



Kaiza kaiza indray e !!


Ito indray 'zao no malaza amin'ny tontolon'ny video games, antsoina koa hoe "zé vidéô" amin'ny teny gasy.


Ito biby be ito izany dia nokarakarain'ny Ubisoft, dia natolotra tamin'ny E3, salon des jeux vidéos, tany Los Angeles. Ary hivoaka amin'ny PlayStation 2, PC, Xbox tsotra, Xbox Live, ary indrindra indrindra amin'ny Xbox 360 !!!!

Io farany io no console next generation an'ny Microsoft, hivoaka amin'ny faran'ny taona 2005. Ary tsy hafeniko anareo fa deeeeeegany ny réalisme sy ny graphisme amin'ito jeu ito ! Ato ianao afaka mijery sombiny kely an-tsary : Ghost Recon 3 official site


Ny Tanalahy dia tsy tara amin'izany ary manolotra anao screenshots vao mafàna !! Ao amin'ny kisarisary ao eeee, miaraka amin-dry Kristin Kreuk, Lee Hyori, Hanson ...
Ato indray raha hiresadresaka ...


Okay !


Tanalahy
Ecrire un commentaire - Voir les 0 commentaires
 
Créer un blog sur over-blog.com - Contact - C.G.U. - Rémunération en droits d'auteur - Signaler un abus